Collection sujet bac Philosophie | Types Dissertation


Sujet 1:
“La philosophie est un art de vivre.” Qu’en pensez-vous ?
Laza Adina 1:
« Ny filozofia dia fahaizana miaina ». Ahoana ny hevitrao amin’izany ?

Sujet 2:
“La philosophie peut-elle ne pas être?”
Laza Adina 2:
« Afaka ny tsy hisy ve ny filozofia? »

Sujet 3:
Blaise Pascal disait “l’homme n’est qu’un Roseau, le plus faible de la nature, mais c’est un rouseau pensant”. Qu’en pensez-vous
Laza Adina 3:
Nilaza i Blaise Pascal manao hoe: “Ny olona dia toy ny zozoro, malemy indrindra amin’ny natiora, nefa zozoro misaina”. Ahoana ny hevitrao amin’izany?

Sujet 4:
Que pensez-vous de cette affirmation d’Emile Boutroux: « La science n’est pas seulement une connaissance, c’est une éducation».
Laza Adina 4:
Ahoana ny hevitrao amin’ity voalazan’i Emile Boutroux ity: “Tsy fahalalana fotsiny ny siansa fa fanabeazana».

Sujet 5:
Didier Roustand disait: « il n’y a pas opposition entre la conception populaire de la philosophie et les conceptions les plus savantes». Qu’en pensez-vous?
Laza Adina 5:
Nanambara i Didier Routsand manao hoe:
“Tsy mifanohitra akory ny fijery mahazatra ny filozofia sy ny fijery tena manandalina”. Ahoana ny hevitrao amin’izany?

Share this