Laza
Adina I: Famafakafan-kevitra
Hoy ity mpandinika iray: “Mitarika ny olona hahay
mitondra ten any fanana-panahy, ary mampirindra ny fiainam-piaraha-monina ihany
koa”. Fakafakao.
Laza
Adina II: Fanadihadiana lahatsoratra
Ny soratra?
Talenta manjopiaka anaty rindra noforonina
Zanaky ny misy sy ny fiaraha-monina
Ny
marina sy tsapa nadikan’ny fanahy
Nolaroina
nofinofy sy ny hanitry ny tsiahy.
Fizaran’ny mpanoratra ny ritsoka voaoty
Apalesina ho kanto ianohan-drotsirotsy.
Salohin-dokon-teny
maningotra ny fo.
Rakitra
ny omaly, tantara ho avy koa.
ASINIONY, 13 Janoary 1997 (Akom-piainana, tak. 48)
Hadihadio ny lahatsoratra.